|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihenjanana |
| Fototeny | 2henjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady.
5Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra. 6Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L'action de raidir, de tendre, l’instrument.
[1.3] 8rigidité. [1.13] |
| Ohatra |
9 Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo.
[2.529]
|
| Fivaditsoratra | 10 fañinjehana, 11 fihenjanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|