|
|
|
|

Teny iditra1 fihenana
Fototeny  2hena
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena?.
5Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ.
6Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka.
7Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse. [1.13]
Ohatra  9 Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana. [4.27#]
Kamban-teny rehetra  10fihenam-bidy

Fivaditsoratra  11 fahenina, 12 fihenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08