|
|
|
|

Teny iditra1 fihazana
Fototeny  2haza
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fisamborana, fanenjehana, firembena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de pêcher, de chasser, l’instrument, la saison de la pêche ou de la chasse. [1.3#228]
6chasse. [1.13]
Ohatra  7 koa dia midika tsotra hoe fihazana izany ny firembena. [2.643#]
8 Ary nony tamin' ny taona nanaraka dia natao didy ny fihazana azy hompian' ny vahoaka. [1.436#]
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fihazana, 11 fizahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02