|
|
|
|

Teny iditra1 fihatsi-basy
Singan-teny  2fihatsika, 3basy
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Ilay vy kely amin' ny basy izay manetsika ny fanoitrambasy ka mampandeha ny bala. [1.1]
Voambolana  6 Miaramila
Tsipelina hafa  7fihantsim-basy, fihatsim-basy
Tovy hevitra  8fihatsiny

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02