|
|
|
|

Teny iditra1 fihataka
Fototeny  2hataka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mihataka, izany hoe manalavitra, mitokana tsy miaraka amin' ny hafa; na mikisaka kely, mitanila. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5écartement. [1.13]
Tovy hevitra  6fisamaka

Fivaditsoratra  7 fihataka, 8 tafahika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12