|
|
|
|

Teny iditra1 fihatahana
Fototeny  2hataka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanalavitana, fitokanana tsy miaraka amin' ny hafa: Indraindray ilaina ny fihatahana amin' ny namana ratsy.
5Fikisahana, fitanilana: Fihatahana mba handehanan' ny lehibe. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6écart. [1.13]
Tovy hevitra  7samaka
Kamban-teny rehetra  8ovaka sy fihatahana lohany

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08