|
|
|
|

Teny iditra1 fiharatana
Fototeny  2haratra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanapahana ny volombava amin' ny hareza: Mitombo ariary folo ny fihetezana raha miampy fiharatana. [1.1]

Fivaditsoratra  5 faharitana, 6 fahiratana, 7 fiharatana, 8 hafatraiña

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12