|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihantsika |
| Fototeny | 2hantsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomban' ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik' iny Rangahy iny rehefa mandeha.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|