|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihantana |
| Fototeny | 2hanta |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fangatahana mafy aoka izany; fiangaviana amim-pitalahoana fa matoky fitiavana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5La supplique, le recours à, ceux à qui on a recours, ceux qui gâtent leurs enfants.
[1.3#215] |
| Ohatra |
6 Hoy ny mpanoratra eto mantsy ny fony " Te-hahita ilay akanin-dray sy reny fihantana."
[2.314#]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|