|
|
|
|

Teny iditra1 fihandrona
Fototeny  2handrona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny zavatra, indrindra ny rano, mihandrona, izany hoe mitoby amin' ny toerana iray. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5décantation. [1.13]
Tovy hevitra  6fampandriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12