|
|
|
|

Teny iditra1 fihanaka
Fototeny  2hanaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny rano na menaka mihanaka, izany hoe mihahaka eran' ny toerana manodidina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5épanchement, diffusion. [1.13]
Kamban-teny rehetra  6Fikambanana 2 amin' io teny io

Fivaditsoratra  7 fanahaky, 8 fankahia, 9 fihanaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08