|
|
|
|

Teny iditra1 fihamboana
Fototeny  2hambo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiheverana ny tena ho ambony; filazana ny tena ho manana zavatra na toetra tsy ananana; fisehoana ho hafa noho ny tena toetran' ny tena: Fihamboana fotsiny ny azy milaza ho be diplaoma fa tsy nahita fianarana firy akory izy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 fihamboana, 6 mahabifona

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12