|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihalohaloana |
| Fototeny | 2halohalo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fihantonana mihebiheby eo ambony loha; fianahana tsy mandroso tsy mihemotra; fisalasalana; fijanonana anelanelany, tsy fombana ny atsy na ny aroa.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|