|
|
|
|

Teny iditra1 fihaingoana
Fototeny  2haingo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Ny asa atao raha mihaingo: Tsara ny fihaingoana raha atao amim-pahendrena.
5Ny zavatra entina mihaingo: Vary nisy nangalatra ny kaviny, ny haba volamena, ny fisisika, ny fihaingoany rehetra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L’action de se parer, ornement. [1.3#206]
Ohatra  7 Manao fihaingoana fatratra araka ny foraba tamin' izany. [1.437#]
8 Nony ela ny ela, dia sendra nisy mpanankarena maty, ka lambamena sy fihaingoana saro-bidy maro karazana no nampombain' ny havany azy. [2.69#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12