|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fihaingo |
| Fototeny | 2haingo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mihaingo: Manao fihaingon' adala koa iny vehivavy iny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5La manière de se parer.
[1.3#206] |
| Ohatra |
6 Ho tereko tenda ianao koa, fa adala fihaingo ihany koa!
[2.245#]
7 Noheverina ho taovolo fanao vonjimaika fotsiny fa tsy tena fihaingo taloha ny tananivoho. [2.436#] |
| Fivaditsoratra | 8 faingohy, 9 fihaingo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|