|
|
|
|

Teny iditra1 fihafiana
Fototeny  2hafy
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fiaretana ny mafy na ny sarotra na ny maharary, fa indrindra ny tsy fisiana na ny tsy fahampiana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5endurance, patience.. [1.2]
6doing without; endurance, patience in the face of lack or poverty. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7action de se passer de certaines choses; patience devant la pauvreté ou le manque de moyens. [1.8]
Voambolana  8 Ontam-po
Ohabolana  9 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 fifiahana, 11 fihafiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02