|
|
|
|

Teny iditra1 fihadiana
Fototeny  2hady
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitrandrahana: Ny fihadiana tany no sarotra amin' ny tombolana raha mafy ny tany.
5Fanongotana, famongorana: Fihadiana vomanga.
6Famoahana avy ao anaty tany, famokarana: Fihadiana volamena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7L’action de creuser, d’extraire, l’instrument, de lieu. [1.3#202]
Ohatra  8 Nanomboka nifarana ny fihadiana ny saha efatra araka ny drafitra natao tamin' ny voalohany. [2.472#]
9 ary izay tany fihadiana metaly sy fambolena rehetra tian' ny Compagnie dia azony raisina avokoa, sady tsy handoavainy hetra akory. [2.649#]
Kamban-teny rehetra  10Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  11 fahidiana, 12 fihadiana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08