|
|
|
|

Teny iditra1 figanana
Fototeny  2gana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanenon' ny fandrindrinam-baravarana na ny fikapohana mafy. [1.1]

Fivaditsoratra  5 afingana, 6 faingàna, faingana, 7 fanainga, 8 fangaina, 9 fiangana, 10 figanana, 11 ifangana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03