|
|
|
|

Teny iditra1 figadragadra
Fototeny  2gadragadra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Toetran' ny feo migadragadra, izany hoe ratsy faneno toy ny vilany vaky: Mahatsikaiky ny figadragadran' ny feon' Ibalita kely. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'état de la voix rauque, cassée. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12