|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 figabaka |
| Fototeny | 2gabaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba na fisehoan' ny rano migabaka, toetran' ny toerana feno rano: Tsy hita velively ny figabaky ny rano tamin' ny tondra-drano farany tao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L'état de ce qui a beaucoup d'eau.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|