|
|
|
|

Teny iditra1 fifonana
Fototeny  2fona
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fibabohana amin' ny ratsy natao tamin' olona ka mangataka famelana aminy, fivalozana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5a plea for pardon; supplication, entreaty. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6action de demander pardon; supplication. [1.8]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02