|
|
|
|

Teny iditra1 fifohana
Fototeny  2foka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Hazo na zavatra hafa nentina nitrohana rongony na paraky.
5Fampidirana na fisintonana setro-javatra dorana eo amin' ny vava: Manimba ny havokavoka ny fifohana sigara.
6Fitrohana, fisintonana, fandritana: Mahagaga ny fifohan' ny hainandro ny rano eran-tany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7absorption. [1.13]

Fivaditsoratra  8 fanafohy, 9 fifohana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12