|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifantenana |
| Fototeny | 2fantina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4choix, sélection, triage.
[1.13] 5(de fantina : choix, triage) Action de trier, de sélectionner des plantes.. [Merina] [1.196] |
| Ohatra |
6 Hita misongadina amin'izany fomba izany fa malalaka ny tanora eo amin'ny fifantenana izay ho vadiny.
[2.606]
7 Nony vita ny fifantenana, antontam-pitafiana kely tsy mahafeno valizy iray no nifanarahana fa "azo aseho. [2.4] |
| Fivaditsoratra | 8 fefin-tanana, 9 fifantenana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|