|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifanoherana |
| Fototeny | 2tohitra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
4conflicts: ny fitsipika mikasika ny fifanoheran’ny lalàna sy ny an’ny fahefana (the rules relative to the conflicts of the laws and of the competences).
[1.320.en#40] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5antagonisme, contradiction, opposition, contraste.
[1.13] 6conflits: ny fitsipika mikasika ny fifanoheran’ny lalàna sy ny an’ny fahefana (les règles relatives aux conflits de lois et de compétences). [1.320.fr#40] |
| Ohatra |
7 Nitranga tsikelikely anefa ny fisarahan-tsaina sy ny fifanoherana.
[2.508#]
8 Toa misy fifanoherana na olana hita taratra ato amin' ity tononkalo ity. [2.285#] |
| Kamban-teny rehetra | 9fifanoheran-keviteny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|