|
|
|
|

Teny iditra1 fifankatiavana
Fototeny  2tia
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitiavana mifamaly. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5l'amour réciproque. [1.3#702]
Ohatra  6 Moa tsy fara fahatsaràna sy fara fahasambarana ny fifankatiavana? [2.296#]
7 Latsaka ny ranomasony nitazana itony fifankatiavana feno morona tokoa. [2.895#]
8 Dia nanao nahandro tsara izy hiarahan-komana hampiseho ny fifankatiavana. [2.293#]
9 Efa volana maro no niaraha-nitoetra ka tsy fifankazarana ihany no nisy tamin-dry zareo roa trano, fa fifankatiavana mafana koa. [1.214]
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02