|
|
|
|

Teny iditra1 fifanipahana
Fototeny  2tapaka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4dualisme. [1.13]
Ohatra  5 Vao mainka koa mavaivay ny fifanipahana satria ny tafika dia natao ho tandroka aron' ny vozona ho an' ny vahoaka, natao ho arofanin' ny Repoblika, natao ho manda fiarovana farany indrindra ny fiandrianam-pirenena. [4.27]
Voambolana  6 Filôzôfia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12