|
|
|
|

Teny iditra1 fifangaroana
Fototeny  2haro
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy. [2.285]
5 Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [2.445]
6 Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [4.27]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29