|
|
|
|

Teny iditra1 fifanenana
Fototeny  2tsena
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fifanojoan' olona roa na maro mihaona amin' ny toerana iray, fihaonana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the act of meeting with people. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6action de se rencontrer. [1.8]
Kamban-teny rehetra  7teboka fifanenana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08