|
|
|
|

Teny iditra1 fifandisoana
Fototeny  2diso
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 fifandisoan-javatra kely toy izany monja dia mety hanova tanteraka ny fiainan' ny olona iray. [2.471]
5 Mitarika fifandisoana amin' ny tena demokrasia sy ny demokrasia araka ny fironan-kevitra izany. [4.27]
Haiendriteny 
6 Tsotra :
7 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29