|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fifanasoavana |
| Fototeny | 2soa |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fitokoavana |
4 |
| Ohatra |
5 Mifanohana, mifampiankina, ny olombelona sy ny firenena, amin' ny fifanasoavana;
[1.342#]
6 Ao koa ny lafiny mahafinaritra: ny fitiava-namana, ny fifanasoavana sy fifanampiana, ny fanetren-tena, ny tsy fanaovana " mamy hanina an-tanana " [1.224#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
|