|
|
|
|

Teny iditra1 fifanaratsiana
Fototeny  2ratsy
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Tsy ny fifanaratsiana na ny fifampiam-pangana atsy sy ary no hahavitana ny adidy efa noraisina sy nekena an-tsitrapo, fa ny fifampandeferana sy ny fifanajan-kevitra ananan' ny olona tsirairay avy sy ny finoan' ny olona isan-karazany avy koa. [2.285#]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
6 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11