|
|
|
|

Teny iditra1 fifanakalozana
Fototeny  2takalo
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4échange, transaction. [1.13]
Ohatra  5 Ny tsara indrindra hoy izy ireo dia ny fifanakalozana. [2.445]
6 Tsy fantatro izay "asa rehetra" tondroiny amin' izany, fa raha nisy fifanakalozana azo atao, inoako fa ho nivadi-dela haingana ireny olona ireny. [2.472]
Kamban-teny rehetra  7fifanakalozan-kevitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08