|
|
|
|

Teny iditra1 fifanaikena
Fototeny  2aiky
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny frantsay  4Comme fifanekena. [1.3#10]
Ohatra  5 Nosoniavina tamin' ny 12 Septambra ny fifanaikena amin' ny fanjakana frantsay sy malagasy; [2.366#]
6 Tsy mba nisy taratasy vita sonia sy voatombo-kase ny fifanaikena, fa vitan' ny fifampitokisana. [2.296#]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
8 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12