|
|
|
|

Teny iditra1 fifampitondrana
Fototeny  2tondra
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Ny fifampitondrana tao anatin'ny foko dia sahala amin' ny an'ny ray aman-dreny sy zanaka mitatra ihany [2.606#]
5 midinika momba ny Adidy (vodiondry, fifampitondrana amin' ny lafiny re-hetra) dia avy eo mangata-dalana hody sy mitsodrano ny handeha [2.245#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11