|
|
|
|

Teny iditra1 fifamonjena
Fototeny  2vonjy
Sokajin-teny  3 anarana
Ohatra  4 Nanao fifanekena koa ny Fokonolona izay natao hoe dina satria andraikiny ny fifanampiana sy fifamonjena raha misy fahatairana toy ny hain-trano, fefiloha vaky, halatra. [2.113#]
Haiendriteny 
5 Tsotra :
6 Tovonana :

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11