|
|
|
|

Teny iditra1 fifamelomana
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3fiarahamivelona eo amin'ny zavamaniry roa na maromaro ka samy mandray izay sahaza azy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4symbiose. [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12