|
|
|
|

Teny iditra1 fifakoana
Fototeny  2fako
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L’action de ramasser les balayures, les débris, le lieu. [1.3#140]
Ohatra  6 Toa milaza aminy hoe "tsy fataon' ny ankizy mihitsy ny fifakoana kitay fahavelon-drainy, nefa ataony amin' izao faotoana izao" - sy ny fitohizan' ny resaka tsy hay tampenana intsony. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12