|
|
|
|

Teny iditra1 fievenana
Fototeny  2evina
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fivoahan-drivotra eo amin'ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa aza. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12