|
|
|
|

Teny iditra1 fierotra
Fototeny  2erotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fomban' ny olona mierotra, izany hoe mamoaka feo mafy toa mitrona avy any an' orona eo am-patoriana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5manière de ronfler. [1.3#130]
Ohatra  6 Tsy nangina anefa : fierotra ohatra ny reok' omby vonoina izany no nandimby ny fitabatabany. [2.4#]

Fivaditsoratra  7 atrefory, 8 fierotra, 9 fireotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12