|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fidodododoana |
| Fototeny | 2dodododo |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Firiotana haingana; fahatongavana maika dia maika, tsy mangataka andro: Misaotra indrindra amin' ny fidodododoanareo mamangy anay amin' izao fahoriana izao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5L’action de s'empresser, de se hâter, d'accourir, d’avoir recours à, celui auquel on a recours.
[1.3#111] |
| Ohatra |
6 hita mifangaro eto ny mariky ny alahelo lehibe, toy ny fahatankinana, ny fiahiana izay momba ny ara-nofo ary ny fidodododoana eo akaikin' ilay Mpandahatra ambony indrindra.
[2.313#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|