|
|
|
|

Teny iditra1 fidilotra
Fototeny  2dilotra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fikasohana mamoaka feo midridroka, fikitrohana: Tsy tantiko ny mandre ny fidiloran' ny nifin' io zaza io rahalina. [1.1]
Tovy hevitra  5fidilorana

Fivaditsoratra  6 fidilotra, 7 filoditra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12