|
|
|
|

Teny iditra1 fidanohana
Fototeny  2danoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Famindrana na fitenenana miangoty ary ampisehoana fanambonian-tena. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de marcher, de parler avec affectation. [1.3]

Fivaditsoratra  6 Fiandohana, fiandohana, 7 fidanohana, 8 fidonahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02