|
|
|
|

Teny iditra1 fidanadanana
Fototeny  2danadana
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fivohana tanteraka (varavarana, vavahady): Ny fidanadanan' ny vavahady no nahafahan' ny omby nivoaka.
5Fisokafana manontolo: Maha-te-hidera ny fidanadanon' ny fon' ny olona be antra. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6L'état de ce qui est ouvert. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12