|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fidabohana |
| Fototeny | 2daboka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fianjerana (amin' ny tany), fahalavoana: Naratra mafy izy tamin' ilay fidabohany tamin' ny tany.
5Fatoriana mivalampatra: Vizaka loatra izy ka tsy andriny ny hidabohany teo am-pandriana. 6Fiaiken-keloka na fibabohana amin' ny hadisoana: Nampalahelo indray ny nahita ny fidabohan' ilay zaza mpandany teo anoloan-drainy. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|