|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fibonoka |
| Fototeny | 2bonoka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mibonoka, izany hoe mirakotra tsara manodidina (ny loha sy ny vatana) mba hafana tsara.
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 5 fibonoka, 6 fikobona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|