|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fibohaka |
| Fototeny | 2bohaka |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fisavovona (fiteny indrindra amin' ny zavatra mihofakofaka sy miefakefaka): Mahatsikaiky ny fibohaky ny volon' io zazalahy io.
5Fandanilaniana foana, fanobatobana. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|