|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fibanjina |
| Fototeny | 2banjina |
| Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba entina mibanjina, na mijery mifantoka tsara.
5Azo banjinina, azo jerena fantohana tsara. [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|