|
|
|
|

Teny iditra1 fibango
Fototeny  2bango
Sokajin-teny  3 anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Fomba entina mibango na mandrandrana ny volo.
5Azo bangoina: Volo tsy fibango itony. [1.1]
Voambolana  6 Fandram-bolo

Fivaditsoratra  7 fibango, 8 fibonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12