|
|
|
|

Teny iditra1 fibafohana
Fototeny  2bafoka
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Fitsilailaizana; fatoriana lava eo am-pandriana; fibofohana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5L'action de se vautrer, le lieu. [1.3]

Fivaditsoratra  6 fibafohana, 7 fibofahana, 8 fibohafana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12