|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fiantranoana |
| Fototeny | 2trano |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fidirana ao an-tranon' olona.
5Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany; amin' ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. 6Ireo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana". [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7L'action d'entrer dans la maison de quelqu’un, la cause, le lieu.
[1.3#740] |
| Ohatra |
8 vady vita fiantranoana kosa no niantsoan'ny Ntaolo an'io fahiny.
[2.314#]
9 Misy ambaratonga roa ny fomba arahina rehefa hanambady: voalohany, ny fiantranoana, ary faharoa, ny fampakaram-bady. [2.436#] 10 Ny fiantranoana na fangataham-bady dia atao loa-bary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy tafavory, ampiana ny dinidinika ny amin' izay andro hampakarana sy ny hatao amin' izany. [2.436#] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|